Isaia 44:22 MG1865

22 Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; Koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho.

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:22 amin'ny teny manodidina.