Isaia 44:28 MG1865

28 Ary milaza an'i Kyrosy hoe: Izy no mpiandry ondriko, ka izay sitrako rehetra dia hotanterahiny; Ary izy hanao amin'i Jerosalema hoe: Hatsangana ianao, ary amin'ny tempoly hoe: Haorina indray ny fanorenanao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:28 amin'ny teny manodidina.