Isaia 44:8 MG1865

8 Aza matahotra na mangovitra ianareo; Tsy efa nampandre anareo hatramin'ny fahiny va Aho ka nanambara taminareo? Eny, ianareo no vavolombeloko; Misy Andriamanitra afa-tsy Izaho va? Tsia, tsy misy Vatolampy, tsy hitako izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:8 amin'ny teny manodidina.