Isaia 45:11 MG1865

11 Izao no lazan'i Jehovah ny Iray Masin'ny Isiraely, dia ny namorona azy: Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 45

Jereo Isaia 45:11 amin'ny teny manodidina.