Isaia 45:24 MG1865

24 Ao amin'i Jehovah ihany no misy fahamarinana be sy hery, ka izy ihany no hohatonin'ny olona, ary ho menatra izay rehetra tezitra aminy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 45

Jereo Isaia 45:24 amin'ny teny manodidina.