Isaia 46:1 MG1865

1 Mangozohozo Bela, efa miraika Nebo, ny sampiny dia nampitondraina ny biby folahina sy ny biby fiompy; Ny zavatra fitondranareo dia asampy ka tonga enta-mavesatra entin'ireo biby reraka.

Vakio ny toko manontolo Isaia 46

Jereo Isaia 46:1 amin'ny teny manodidina.