Isaia 46:5 MG1865

5 Hampitovinareo amin'iza moa Aho, sy amin'iza no hanoharanareo Ahy ary iza no hataonareo ho tahaka Ahy mba hitahany amiko?

Vakio ny toko manontolo Isaia 46

Jereo Isaia 46:5 amin'ny teny manodidina.