Isaia 46:7 MG1865

7 Dia betainy ho eny an-tsorony iny ka entiny ary apetrany eo amin'ny fitoerany iny, ka dia mitoetra eo; Tsy mahay miala eo amin'ny fitoerany iny; ary na dia misy mitaraina aminy aza, dia tsy mahay mamaly izy, na mahavonjy azy amin'ny fahoriany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 46

Jereo Isaia 46:7 amin'ny teny manodidina.