Isaia 47:13 MG1865

13 Sasatra noho ny hamaroan'ny fisainanao ianao; aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 47

Jereo Isaia 47:13 amin'ny teny manodidina.