Isaia 48:11 MG1865

11 Noho ny tenako, eny, noho ny tenako ihany no anaovako izany; indrisy, lotoina ny anarako! Ary ny voninahitro tsy homeko ny hafa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 48

Jereo Isaia 48:11 amin'ny teny manodidina.