Isaia 48:13 MG1865

13 Eny, ny tanako no nanorina ny fanambanin'ny tany, ary ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; Raha antsoiko ireo, dia indray miseho avokoa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 48

Jereo Isaia 48:13 amin'ny teny manodidina.