Isaia 48:8 MG1865

8 Fa tsy nandre na nahalala ianao; Eny, hatramin'ny fahiny aza no tsy mbola nisokatra ny sofinao; fa fantatro fa tena mpivadika ianao sady natao hoe mpiodina hatrany an-kibo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 48

Jereo Isaia 48:8 amin'ny teny manodidina.