Isaia 49:10 MG1865

10 Tsy ho noana na hangetaheta izy, ary tsy hamely azy ny hainandro migaingaina na ny masoandro; fa Izay mamindra fo aminy no hitarika azy, ary any amin'ny loharano miboiboika no hitondrany azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 49

Jereo Isaia 49:10 amin'ny teny manodidina.