Isaia 49:13 MG1865

13 Mihobia, ry lanitra! Ary mifalia, ry tany! Ka velomy ny hoby, ry tendrombohitra! Fa Jehovah efa nampionona ny olony sy mamindra fo amin'ny olony mahantra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 49

Jereo Isaia 49:13 amin'ny teny manodidina.