Isaia 49:22 MG1865

22 Izao no lazain'i Jehovah Tompo; Indro, hanandratra ny tanako amin'ny jentilisa Aho ary hanangana ny fanevako amin'ny firenena; dia hitrotro ny zanakao eo an-tratrany ireo, ary ny zanakaovavy ho entiny eny an-tsorony.

Vakio ny toko manontolo Isaia 49

Jereo Isaia 49:22 amin'ny teny manodidina.