Isaia 49:8 MG1865

8 Izao no lazain'i Jehovah: Tamin'ny taona fankasitrahana no nihainoako Anao. Ary tamin'ny andro famonjena no namonjeko Anao; Dia hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an'ny olona, mba hanangana ny tany indray sy hampandova ny lova izay efa rava

Vakio ny toko manontolo Isaia 49

Jereo Isaia 49:8 amin'ny teny manodidina.