Isaia 5:29 MG1865

29 Ny fierony dia tahaka ny fieron'ny liom-bavy, Ary mierona tahaka ny liona tanora izy; Eny, manerona izy ka mandrapaka ny toha, Dia lasany, ka tsy azo alaina intsony.

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:29 amin'ny teny manodidina.