Isaia 51:13 MG1865

13 ka manadino an'i Jehovah, Mpanao anao, izay namelatra ny lanitra sy nanorina ny tany, sady matahotra lalandava mandritra ny andro ianao noho ny fahatezeran'ny mpampahory, raha mikendry hamono izy? Fa aiza intsony izay fahatezeran'ny mpampahory?

Vakio ny toko manontolo Isaia 51

Jereo Isaia 51:13 amin'ny teny manodidina.