Isaia 51:3 MG1865

3 Fa Jehovah mampionona an'i Ziona; Eny, mampionona izay rava rehetra ao Izy Ka manao ny efitra ao ho tahaka an'i Edena. Ary ny tany foana ao ho tahaka ny sahan'i Jehovah; Hafaliana sy haravoana no hita ao mbamin'ny fisaorana sy ny feo fiderana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 51

Jereo Isaia 51:3 amin'ny teny manodidina.