10 Nefa sitrak'i Jehovah ny hanorotoro sy hampangirifiry Azy; Rehefa manolotra fanati-panonerana Izy, dia hahita taranaka sady ho maro andro, ary ny sitrapon'i Jehovah dia hambinina eo an-tànany.
Vakio ny toko manontolo Isaia 53
Jereo Isaia 53:10 amin'ny teny manodidina.