Isaia 53:5 MG1865

5 Nefa Izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika sy notorotoroina noho ny helotsika, ny fampijaliana nahazoantsika fihavanana no namelezana Azy; ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika.

Vakio ny toko manontolo Isaia 53

Jereo Isaia 53:5 amin'ny teny manodidina.