Isaia 53:8 MG1865

8 Ny fampahoriana sy ny fitsarana no nenti-nanaisotra Azy; ary iza tamin'ny niara-belona taminy no nihevitra fa nofongorana niala tamin'ny tanin'ny velona Izy, ka ny fahadisoan'ny oloko no nikapohana Azy?

Vakio ny toko manontolo Isaia 53

Jereo Isaia 53:8 amin'ny teny manodidina.