Isaia 54:1 MG1865

1 Mihobia, ry momba, ianao izay tsy niteraka, eny, velomy ny hoby, ka manandrata feo, ianao izay tsy mba nihetsi-jaza; fa ny zanaky ny mpitondra tena dia maro noho ny zanaky ny manambady, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Isaia 54

Jereo Isaia 54:1 amin'ny teny manodidina.