Isaia 54:14 MG1865

14 Amin'ny fahamarinana no hampiorenana anao; aza manahy ny fampahoriana, fa tsy hatahotra ianao, na ny fampahatahorana, fa tsy hanakaiky anao izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 54

Jereo Isaia 54:14 amin'ny teny manodidina.