Isaia 54:17 MG1865

17 Ny fiadiana rehetra izay voaforona hamelezana anao dia tsy hisy hambinina, ary ny lela rehetra izay miady aminao dia horesenao lahatra. Izany no lovan'ny mpanompon'i Jehovah sy fahamarinany avy amiko, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Isaia 54

Jereo Isaia 54:17 amin'ny teny manodidina.