Isaia 55:9 MG1865

9 Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 55

Jereo Isaia 55:9 amin'ny teny manodidina.