Isaia 56:11 MG1865

11 Lian-kanina ireny amboa ireny; ka tsy mahalala voky, sady mpiandry tsy mahafantatra ireny; samy efa nivily ho amin'ny lalany avy izy rehetra, samy mankamin'ny filàny harena avokoa izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 56

Jereo Isaia 56:11 amin'ny teny manodidina.