Isaia 57:15 MG1865

15 Fa izao no lazain'ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany: Ao amin'ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin'ny torotoro fo sy ny manetry tena, hamelombelona ny fanahin'ny manetry tena sy hamelombelona ny fon'ny torotoro fo;

Vakio ny toko manontolo Isaia 57

Jereo Isaia 57:15 amin'ny teny manodidina.