Isaia 57:7 MG1865

7 Teo an-tampon'ny tendrombohitra avo sy manerinerina no nametrahanao ny fandrianao, ka tany no niakaranao hamono zavatra natao fanatitra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 57

Jereo Isaia 57:7 amin'ny teny manodidina.