Isaia 58:1 MG1865

1 Ezaho ny fiantsonao, fa aza atao malemy, Asandrato ny feonao ho tahaka ny an'ny anjomara, ka ambarao amin'ny oloko ny fahadisoany Ary amin'ny taranak'i Jakoba ny fahotany;

Vakio ny toko manontolo Isaia 58

Jereo Isaia 58:1 amin'ny teny manodidina.