Isaia 58:13 MG1865

13 Raha miaro ny tongotrao amin'ny Sabata ianao ka tsy manao izay tianao amin'ny androko masina, ary manao ny Sabata hoe Fahafinaretana, ary ny nohamasinin'i Jehovah hoe mendrika hohajaina, ka manome voninahitra azy ary tsy mandeha amin'ny lalanao, na manao izay tianao, na miteniteny foana,

Vakio ny toko manontolo Isaia 58

Jereo Isaia 58:13 amin'ny teny manodidina.