7 Moa tsy ny hizara ny mofonao ho an'ny noana va, sy ny hampiantrano ny ory manjenjena, ary mba hanafianao izay hitanao mitanjaka, ka tsy hihirim-belona amin'ny namanao ianao?
Vakio ny toko manontolo Isaia 58
Jereo Isaia 58:7 amin'ny teny manodidina.