Isaia 59:17 MG1865

17 Niakanjo fahamarinana tahaka ny akanjo fiarovan-tratra Izy, ary fiarovan-doha famonjena no teo amin'ny lohany; ary niakanjo ny akanjo famaliana Izy eny, nandray ny fahasaro-piaro ho akanjo ivelany Izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 59

Jereo Isaia 59:17 amin'ny teny manodidina.