Isaia 6:11 MG1865

11 Ary hoy izaho: Tompo ô, mandra-pahoviana anefa? Dia hoy Izy: Mandra-pahafoanan'ny tanàna, ka tsy hisy mponina, Ary ny trano tsy hisy olona, Ary ny tany ho lao tokoa;

Vakio ny toko manontolo Isaia 6

Jereo Isaia 6:11 amin'ny teny manodidina.