Isaia 6:7 MG1865

7 Ary natehiny ny vavako izany, ka hoy izy: Indro, efa nitehika tamin'ny molotrao io; ka dia afaka ny helokao, ary voavela ny fahotanao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 6

Jereo Isaia 6:7 amin'ny teny manodidina.