Isaia 60:5 MG1865

5 Ary hahita izany ianao ka ho miramirana, dia hiemponempona sady hohalehibiazina ny fonao; fa ho entina ho anao ny haren'ny ranomasina, ary hafindra ho anao ny fananan'ny firenena.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:5 amin'ny teny manodidina.