Isaia 63:14 MG1865

14 Tahaka ny fidinan'ny biby fiompy ho any an-dohasaha no nanomezan'ny Fanahin'i Jehovah fitsaharana ho azy: Tahaka izany no nitondranao ny olonao, Mba hanaovana anarana be voninahitra ho Anao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 63

Jereo Isaia 63:14 amin'ny teny manodidina.