Isaia 63:16 MG1865

16 Kanefa Hianao no Rainay, fa Abrahama tsy mahalala anay, Ary Isiraely tsy mahafantatra anay, Jehovah ô, Hianao no Rainay, ary Mpanavotra anay no anaranao hatrizay hatrizay.

Vakio ny toko manontolo Isaia 63

Jereo Isaia 63:16 amin'ny teny manodidina.