Isaia 63:19 MG1865

19 Efa tonga hoatra izay tsy notapahinao hatrizay hatrizay izahay sady tsy mba nantsoina tamin'ny anaranao akory. Enga anie ka hotriarinao ny lanitra mba hidinanao, ka hihorohoro eo anoloanao ny tendrombohitra,

Vakio ny toko manontolo Isaia 63

Jereo Isaia 63:19 amin'ny teny manodidina.