Isaia 64:10 MG1865

10 Ny tranonay masina sady mendrika, Izay nideran'ny razanay Anao, dia voadotry ny afo, ary rava ny zavatray mahafinaritra rehetra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 64

Jereo Isaia 64:10 amin'ny teny manodidina.