Isaia 65:2 MG1865

2 Namelatra ny tanako mandritra ny andro Aho tamin'ny firenena miodina, izay mandeha amin'ny lalana tsy tsara araka ny fisainany ihany,

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:2 amin'ny teny manodidina.