Isaia 65:25 MG1865

25 Ny amboadia sy ny zanak'ondry hiara-komana, Ary ny liona hihina-mololo tahaka ny omby, Ary ny menarana, dia vovoka no ho fihinany; Ary tsy handratra na hanimba eran'ny tendrombohitro masina izy, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:25 amin'ny teny manodidina.