Isaia 66:11 MG1865

11 Mba hinonoanareo sy hivokisanareo amin'ny nonony mahafaly, Eny, mba higoka ianareo, Ka hiravoravo amin'ny haben'ny voninahiny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 66

Jereo Isaia 66:11 amin'ny teny manodidina.