Isaia 66:24 MG1865

24 Ary hivoaka izy ireny ka hijery ny fatin'ny olona izay efa niodina tamiko; Fa ny kankany tsy ho faty, ary ny afony tsy hovonoina, Ary hataon'ny nofo rehetra ho fahavetavetana izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 66

Jereo Isaia 66:24 amin'ny teny manodidina.