Isaia 66:4 MG1865

4 Dia tahaka izany kosa no hifidianako ny fampahoriana azy, Sy handatsahako ny fahatahorany ho aminy, Satria niantso Aho, fa tsy nisy namaly, Niteny Aho, fa tsy nihaino izy; Fa nanao izay ratsy eo imasoko, Ary izay tsy sitrako no nofidiny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 66

Jereo Isaia 66:4 amin'ny teny manodidina.