Isaia 66:7 MG1865

7 Fony mbola tsy nihetsi-jaza aza izy, dia niteraka; Fony mbola tsy nanaintaina aza izy, dia velon-jazalahy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 66

Jereo Isaia 66:7 amin'ny teny manodidina.