Isaia 7:22 MG1865

22 Ary noho ny haben'ny ronono azo avy amin'ireo dia hihinana rononomandry izy; Fa rononomandry sy tantely no ho fihinan'ny olona sisa rehetra ao amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 7

Jereo Isaia 7:22 amin'ny teny manodidina.