Isaia 7:25 MG1865

25 Ary ny tanety rehetra izay nohevoina tamin'ny angady dia tsy ho azonao diavina noho ny fahatahorana ny hery sy ny tsilo; Fa ho falehan'ny omby sy ho voahitsakitsaky ny ondry aman'osy izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 7

Jereo Isaia 7:25 amin'ny teny manodidina.