Isaia 8:17 MG1865

17 Ary hiandry an'i Jehovah aho Izay manafina ny tavany amin'ny taranak'i Jakoba, Ka hanantena Azy ihany aho.

Vakio ny toko manontolo Isaia 8

Jereo Isaia 8:17 amin'ny teny manodidina.