Isaia 8:21 MG1865

21 Dia samy hivezivezy amin'ny tany izy rehetra sady mahantra no mosarena; Ary rehefa mosarena izy, dia ho sosotra ka hanozona ny mpanjakany sy Andriamaniny, ary dia hiandrandra;

Vakio ny toko manontolo Isaia 8

Jereo Isaia 8:21 amin'ny teny manodidina.